Eto ianao :
Fandraisana
Inona ny vaovao?
- [27/03/2012] Ny fampiasana ny group
- [14/03/2012] Raha te hanafina host
- [12/03/2012] Fitaovana vaovao: AdiIRC
- [28/07/2010] Tahirin-dresaka
- [27/07/2010] Najanona ny mibbit
- [10/02/2010] Teny alamina
- [01/02/2010] Lalao karajia
- [01/02/2010] Mitady ops, helpers sns ny karajia
- [01/02/2010] Misokatra ny efitrano hafa
- [28/01/2010] Nohavaozina ny karajia.org
Tonga soa
Mampiasa syllabik?
Soraty fotsiny hoe /server irc.serasera.org
Ny karajia.org no toerana hahafahanao mihaona amin'ireo Malagasy manerana ny tany. Tsotra dia tsotra ny fomba azonao atao raha hiresaka amin'ny Malagasy. Tsindrio fotsiny ny iray amin'ireto fitaovana eto ambany ireto.
Hiresaka mivantana
Raha tsy mety ny iray dia ampiasao ny hafa
- Ny tsotra sy malaky indrindra (qWebirc) : Tsindrio eto
- Ny tsara indrindra (mampiasa JAVA) : Tsindrio eto
- Mora ihany koa lightFlash mila connex matanjaka @ voalohany, raha sendra tsy mety dia avereno indray : Tsindrio eto
- Be mpampiasa CGI:Chat : Tsindrio eto
- Mampiasà Pidgin: Tsindrio eto
- Na mampiasà fitaovana hafa : Tsindrio eto
Fitaovana hafa
- Raha mampiasa Firefox (mozilla) ianao dia ampidiro ao amin'ny firefox ny Chatzilla (jereo eto) dia avy eo rehefa misokatra dia tonga dia soraty hoe
/server irc.serasera.org - Raha mampiasa mirc (Jereo eto) dia raha vao misokatra fotsiny dia soraty hoe
/server irc.serasera.org
Lohamilina ampiasaina
Raha mampiasa fitaovana toy ny mIrc (na jereo etsy amin'ny fitaovana) ianao dia ireto ny andinindininy:
Serveur voalohany
host : irc.serasera.org
port : 6667